Teny iditra dangy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maty eo no ho eo, maty tampotampoka, maty tsy tra-drano, mitsitra eo no ho eo
Mitovy hevitra: jihitra ~ jingy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy dead, lifeless; stopped, as water [Richardson 1885]
 fallen down dead, laid out flat [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay étalé à plat, raide mort [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31