|
|
|
|

Teny iditra1  danihina (danika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  May, voadoro, asian' ny herin' ny hafanana: Danihin' ny andro aho eto fa aoka hihisakisaka any ho any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be oppressed by the heat of the day [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qui est chauffé, brûlé par le soleil [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  danihina, dinahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05