|
|
|
|

Teny iditra1  danin' ny kibo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] one's will, one's own pleasure or desire
5  [1.7] one's own desires
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le bon plaisir
Voambolana  7  Ontam-po
Singan-teny  8  dany, kibo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07