Teny iditra | 1 danoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 danona |
Fivaditsoratra | 9 adonak, andako, andoka, danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna, nadako, nodaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |