|
|
|
|

Teny iditra1  dantelina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. dentelle] Rary kofehy madinika mitarehin-tranon-kala fanao haingon' akanjo
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  5  dantely, danty

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29