|
|
|
|

Teny iditra1  dao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka: Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao !
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant
5  [1.19] [Tankarana] explétif. § rè.
Voambolana  6  Feo
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  ado, dao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21