Teny iditra | daondaona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia ¶ Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | Impudence, arrogance dans la parole [Abinal 1888] | |||
Voambolana | Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |