Teny iditra | daondaona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Impudence, arrogance dans la parole [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | adonadona, daondaona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |