Teny iditra dararaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin' ny iviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Clownish, silly in looks [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31