|
|
|
|

Teny iditra1  dararaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin' ny iviny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] clownish, silly in looks
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21