Teny iditra darazay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vatomamy, zava-mamy voavoatra ho boribory kely omena ho an' ny ankizy indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sweetmeats [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dragées, pastilles, bonbons [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: dragée.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31