|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  darina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  ver solitaire (jìnja, saromìa) [Tankarana] [1.19]
Voambolana  4  Fahasalamana

Teny iditra (2/3)5  darina
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  7  (Betsim.) hydropique [Betsimisaraka] [1.19]
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)9  darina
Sokajin-teny  10  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  11  ao, anaty [Taimoro] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpampiankin-teny rehetra

Fivaditsoratra  13  andria, darina, nadira, ridana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31