Teny iditra | 1 darohana |
Fototeny | 2 daroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kapohina, velezina, tontana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darohana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darohana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 darofana |
Fivaditsoratra | 11 ahandroa, andaharo, andaroha, andrahoa, androaha, aran-doha, darohana, hadarona, handaroa, handoara, harodana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |