|
|
|
|

Teny iditra1  daty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] date
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] date
Ohatra  5  Lalàna tamin' ny daty oviana izany? [2.643]
6  Tsy niova io daty io raha tsy nianjera asabotsy na alahady. [2.356]
7  Iny ilay andro voalohan' ny Novembre, ilay daty kely ahatsiarovana loatra ny ngidin' ny namoiza-malala. [2.499]
Voambolana  8  Fotoana
Kamban-teny 
Lohateny  11  Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara (Rabary Jean-Joseph)

Fivaditsoratra  12  daty, tadi, tady

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21