Teny iditra debaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fitanam-barotra, antoka [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] Zavatra atao antoka apetraka amin' ny tompon-trosa [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] antoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a pledge, a hostage, an assurance, a security. See antoka, tanana, fampitanana, tory [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01