|
|
|
|

Teny iditra1  decaryana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Acalypha decaryana  reapy, sandrahakibo, tadikitra
5  Crotalaria decaryana  hanginolo, matavola, sariambatry
6  Hypoestes decaryana  hazomavo, remotiny
7  Impatiens decaryana  kivolavola
8  Macaranga decaryana  mokarana, mokaranavavy
9  Mammea decaryana  zahambo
10  Paramelhania decaryana  tsifolahy
11  Turraea decaryana  famokoka
12  Vanilla decaryana  vaitranamalona

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16