Teny iditra | ![]() |
demôkrasia | ||||
Sokajin-teny | anarana | |||||
Famaritana malagasy | fahefan' ny vahoaka ¶ fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [Akademia 2005] | |||||
Famaritana anglisy | democracy [3.1] | |||||
Famaritana frantsay | démocratie [3.1] | |||||
Ohatra |
| |||||
Voambolana | Pôlitika | |||||
Ny fihaviany | Frantsay: démocratie. | |||||
Fifanahafana | demôkraty ~ demôkratika | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2017/07/17 |
![]() |