Teny iditra demôkratika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Momba, mikasika ny demôkrasia [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Democratic [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Démocratique [3.1]
Ohatra Izy no manolotra ny mari-boninahitry ny Repoblika Demokratika Malagasy. [2.114]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démocratique.
Mpanahaka  demôkrasia ~ demôkraty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31