Teny iditra demôkraty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy olona mandala ny demôkrasia [Akademia 2005]
Fandikana anglisy democrat [3.1]
Fandikana frantsay démocrate [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: démocrate.
Mpanahaka  demôkrasia ~ demôkratika
Ohatra Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. [SeFaFi , 2011/07/09]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31