|
|
|
|

Teny iditra1  dengy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] farihy lalina, tany nihotsaka na lavaka nokahon'ny rano
4  [1.13] lavaka mitsatoka anaty rano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] prov. for antara
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.19] [Tankarana] précipice, abîme d'eau (antàra).
7  [1.13] fosse

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07