Teny iditra devoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo demony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The devil [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Mot par lequel les Protestants désignent les démons [1.3]
Ohatra 
1Fa raha tsy izany, izahay maty antoka, ary ny Devoly faly. [2.649]
2Homeko asa, fa ny olona tsy miasa no sakaizan' ny fakam-panahy sy kilalaon' ny devoly. [2.499]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: devil.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30