|
|
|
|

Teny iditra1  diakona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a deacon
5  [1.7] a deacon
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] diacre
Ohatra  7  [2.508#] diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana.
Voambolana  8  Fivavahana, finoana
Mpanahaka  9  diakra
Lahatsoratra  10  Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  11  adaniko, akodian, andikao, dainako, diakona, dikanao, dinakao, dokanay, kadinao, nadiako, nakodia, nidoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21