Teny iditra diaso (dimby)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Taisaka] andraso [1.78]
Fanazavàna teny anglisy (imperative of irregular passive verb diasana) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Attends! [1.82]
Ohatra "Diaso kely vetivety aho, ry ineny, fa asain' ny olona tohanako ity, ka tsy misy handimby ahy akory," dia avy Rafotsibe niantra azy ka nanohana ny vato. [2.293]
Tovy hevitra dimbaso

Teny iditra diaso (diny)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [fitanisana]
Tovy hevitra dinaso

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06