Teny iditra didifoitra > didy foitra (didy, foitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy
¶ Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  didiam-poitra [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa