Teny iditra didim-panjakana
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay manana ny lanjan' ny lalàna [Rajemisa 1985]
 didy avoakan'ny fitondram-panjakana [SLP 1986]
Famaritana frantsay décret [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra dekre
Teny nalaina 

2009/12/09