Teny iditra didim-pitondrana
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fanapahana ataon' ny fahefana mpitondra ho fampanatanterahana lalàna iray [Rajemisa 1985]
 didy avoakan'ny ministera na ny faritany [SLP 1986]
Famaritana frantsay arrêté [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra arete

2009/12/09