|
|
|
|

Teny iditra1  didy boraingona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  obstinacy, stubbornness [1.2]5  stubbornness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  commandement arbitraire, despotique [1.3]7  entêtement [1.8]
Tsipelina hafa  8  didy
Singan-teny  9  didy, boraingona
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26