Teny iditra | didy boraingona (didy, boraingona) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | obstinacy, stubbornness [Richardson 1885] | |
stubbornness [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | [ didy boraingina ] commandement arbitraire, despotique [Abinal 1888] | |
entêtement [Hallanger 1974] | ||
Tsipelina hafa | didy boraingina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |