Teny iditra | 1 didy foitra |
Singan-teny | 2 didy, foitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#114] the cutting of the navel string of newly-born children; also used in speaking of circumcision when women are present |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] circoncision action de couper le cordon ombilical |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Tsipelina hafa | 8 didifoitra |
Fivaditsoratra | 9 didifoitra, didy foitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |