Teny iditra diera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [Randzavola: Baiboly takila 173]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: deer.
Teny mitovy hevitra serfa
Sary 

2014/11/08