Teny iditra difika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31