Teny iditra | 1 difika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 adifik, difika, fidaky, fikady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |