Teny iditra | 1 difisesy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban-drandram-bolo izay misesy midina avy any ambony ary ampiana volo kely isaky ny ampifanolanina indray mandeha ka mifampidipiditra mandady hatrany manaraka ny hodi-doha ary miraikitra sy mipetaka amin' ny loha fa tsy mba mikiraviravy na miefakefaka. (Mitovitovy amin' ny lambomiditra ihany ny difisesy, fa ny haventesan' ny sori-bolo no maha-samy hafa azy; ny difisesy dia atao koa hoe randrantarihina) |
Voambolana |
4 Fandram-bolo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |