|
|
|
|

Teny iditra1  difiteria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty
Voambolana  4  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07