|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  dify
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra

Teny iditra (2/6)5  dify
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears
Voambolana  8  Fandram-bolo

Teny iditra (3/6)9  dify
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] turning aside
13  [1.7] a turning aside
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] action de s'esquiver
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :

Teny iditra (4/6)20  dify
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro.

Teny iditra (5/6)23  dify
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.78] [Tanala] ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa
Tovy hevitra  26  difike

Teny iditra (6/6)27  dify
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Bara] famatorana rary

Fivaditsoratra  30  dify, fidi, fidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21