|
|
|
|

Teny iditra1  dikan-teny
Singan-teny  2  dika, teny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny namadihana teny hafa: Ataoko fa diso io dikan-teny io
Ohatra  5  Nicol ohabolana fampiasa mazana indrindra, natokony araka ny foto-kevitra sasany, misy dikanteny frantsay. [2.299#nyohabolanamalagasy]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18