Teny iditra | dilorina (dilotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kosehina, kitrohina, ampifampikasohina: Rehefa manasa io tavy io ianao, dilory tsara mba ho afaka ny loto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be rubbed so as to creak [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | andilory, dilorina, lodirina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |