Teny iditra dimatika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely iray tarika amin' ny dilata, izay hita any an' ala, eny amin' ny hazo na eny amin' ny ahitra, ary manao fandehan' ny olimpanjehy; dintanala [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

2012/11/01