Teny iditra | 1 dimbana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 limbana |
Tovy hevitra | 12 ampelamamoly |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Bikan' ny tandrok' omby |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 20 dimbana, nambady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |