|
|
|
|

Teny iditra1  dimby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka
5  [1.7] a successor, a replacement
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] successeur, remplaçant
7  [1.196] Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement.
Ohatra  8  dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny dimby io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21