Teny iditra | 1 diminambatry |
Singan-teny | 2 dimina, ambatry |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaram-bola madinika fahiny izay dimy ampaharoa amby fitopolon' ny ariary, mitovitovy lanjambidy amin' ny lasiray sy varifitoventy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [ambatry, a kind of seed] fourpence less a sixth |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |