Teny iditra | 1 diminga |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Voambolana |
3 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280] |
Ohatra |
6 Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#17] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/10 |