Teny iditra (1/3) | 1 dinaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vely, daboka, famonoana amin' ny kapoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] flogging, beating violently. See havokavoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#105] action de battre violemment |
Fototeny | 6 daka" because 1.1, 1.2, 1.3 do not show such root |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 dinaka |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2#109] [passive with infix] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#95] Qui a reçu la ruade, renforcé par une pièce |
Fototeny | 17 daka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 21 voadaka |
Teny iditra (3/3) | 22 dinaka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Sihanaka]
fanarian-drano an-dakana |
Tsipelina hafa | 25 dina |
Fivaditsoratra | 26 adikan, akadin, andika, dakany, danika, dikana, dinaka, kadina, nadika, nakady, nidaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |