Teny iditra dinam-pokonolona
Singan-teny dina ; fokonolona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26