Teny iditra dingadingana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a kind of fish (Prov.) [Richardson 1885]
 sea cucumber, trepang [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] nom d'un poisson de mer ; sorte d'oursin, holothurie (...chinodermes). [David: Dialectes (takila D)]
 concombre de mer, holothurie, trépang [3.1]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra dingadingana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a shrub, the leaves of which are used for annealing new water-pitchers; the latter are heated and then rubbed with the leaves. The leaves are also used for condyloma; the sihanaka use them for scabies. Psiadia dodonaefolia, St. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay arbuste, Psiadia dodonaefolia, St. [Abinal 1888]
 (de dingana : action d'enjamber, de sauter par dessus un obstacle, d'empiéter sur autre chose). Nom donné à diverses plantes réputées envahissantes Principalement :
¶  [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Tanala] Psiadia altissima (DC.) Drake (Asteraceae). Voir dingadinga
¶  [Tankarana] Dombeya linearifolia Hochr. (Malvaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Dombeya linearifolia, Psiadia altissima
Ohatra 
1Ny dingadingana namoa tsy an-dravina ny hazotokana namoa tsy am-bony ary ny paiso nandika taona ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky? [Fox: Hainteny, takila 418]
2Vinitra ery izy nidina ny fasana, nosavasavainy maika toa nampitahotra azy ireo vero sy dingadingana milobolobo ary nirintona nanitsy ny tranony, tsy vonona hanohy lalao intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 30]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31