Teny iditra dingana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A step, a leap [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pas, enjambée [1.8]
Ohatra 
1Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
2Dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508]
Sampanteny 
Tovy hevitra dika ~ vikina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11