|
|
|
|

Teny iditra1  dinganina
Fototeny  2  dingana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Itana, vikinina: Dingano io tatatra io raha te ho tonga erỳ atsimo erỳ ianao
Hadino, avala: Nodinganiny ny andininy fahatelo tamin' ilay hira
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be stepped over, to be jumped over, as a log or a ditch
6  [1.7] to be stepped over; to be skipped, to be omitted
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on enjambe; qu'on omet
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Lohateny  12  Tsy hodinganina ny maty (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Fivaditsoratra  13  dinganina, dinginana, diningana, nadingany, nadingina, nangidian

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05