|
|
|
|

Teny iditra1  dinidinika
Fototeny  2  dinika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte
Ohatra  6  [2.245]
7  [2.270]
8  [2.508]
9  [2.470]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  tapatapak' ahitra.
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny dinidinika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13