|
|
|
|

Teny iditra1  dinta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
5  a leech [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  sangsue [1.8]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny dinta io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11