Teny iditra dintinina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mamony mena midorehitra. (Symphonia clusioides) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a tree with strikingly red flowers. Symphonia clusioides, Baker [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (même étymologie que dintina). Symphonia clusioides Baker (Clusiaceae). Fleurs d'une belle couleur rouge, même lorsque'elles sont en bouton. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Symphonia clusioides

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31